Ny R. FIDIMANANTSOA
N
Ny R. FIDIMANANTSOA
Ses blogs
Ny R. FIDIMANANTSOA sy ny ASASORANY
Sehatra ahitanao ny ampahany amin'ireo ASASORATRY NY R. FIDIMANANTSOA : Tononkalo, Tantara, Fanadihadiana tsotra sns..., ifampizarana amin'ireo mankafy ny Literatiora malagasy.
Articles :
15
Depuis :
28/12/2013
Categorie :
Littérature, BD & Poésie
Articles à découvrir
Tsy fifaliana sandoka no akorisarisako ambonin’ny takila miteniteny foana fa teniteny foanan’ny tena fifaliana no apitipitiko hameno ny takilako in tena fifaliana - fanja andriamanantena - ravintsara
Aleo tsy mamo tsy hohararaotin-dry tsy vanona!
Aleo milamin-tsaina mifitsaka matory toy izay miandry nefa tsy manantena akory.
Tsy hisy fahavaratra handà tsy hodimbasan’ny zinam-pararano
Na ho mora na ho mafy, na handoatra hatramin’ny aina, rehefa refy no ilaina, moa tsy ho vitanao ny mihafy?
Fa ny ady atao an-kira tsy mba vita tsy atao!
‘reo anjely an-tapitrisa mainka mbola ho tamanan’ny fitia am-paradisa
Mamony ny foko sy mila tsy hahatsapa ny havizanana efa manomboka misoko
Ô ry tomponay mpahary mandra-piandry izay ho tonga indro hataka noely: asio hena aloha 'ty vary
Tsy misy hidiran'ny bitro amin'ny tsy misy dikany! sa ny bitro lanin'ny kary?
English
Deutsch
español
italiano