Pas encore inscrit ? Creez un Overblog!

Créer mon blog
Henriel

Henriel

Mpampianatra teny Esperanto sy teny frantsay. Tompona gazety sy radio podcast amin'ny teny Esperanto. Afaka arahina amin'ity rohy ity izany rehetra izany:https://linktr.ee/henriel

Ses blogs

MALAGASY MIANATRA TENY VAHINY

Ny fianarana sy fampianarana teny vahiny eto Madagasikara
Henriel Henriel
Articles : 9
Depuis : 11/06/2021
Categorie : Emploi, Enseignement & Etudes

Articles à découvrir

SEMINERA KRISTIANA HO AN'NY ESPERANTISTA MALAGASY

Seminera kristiana ho an'ny esperantista malagasy

Sambany mba hikarakara seminera kristiana ho an'ny esperantista malagasy isika ka hatao eny amin'ny mamre eny sabotsy namehana izany ny alakamisy faha-7 ka hatramin'ny asabotsy faha-9 n'ny volana martsa 2024. efa fomba mahazatra izany kristiana esperantista miara-mivavaka izany any ivelany any. dingana voalohany hizarantsika ny fandraisana fivorian
TENY ESPANIOLA NITARIKA HO ANY AMIN'NY TENY ESPERANTO

Teny espaniola nitarika ho any amin'ny teny esperanto

Salama daholo o ! manahirana tokoa ny mianatra teny vahiny raha ny eto amintsika no lazaina. fony mbola tany amin’ny lycée dia safidy telo no azo natao (asa raha mbola toy izany izao ?) momba ny teny vahiny nosokajiana hoe « langue vivante 2 » : teny alemana, teny espaniôla ary teny rosiana. nisafidy ny teny espaniôla aho saingy taona iray i
AMPIASAO ILAY TENY NIANARANAO

Ampiasao ilay teny nianaranao

Mbola tsy tara angamba aho raha miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao 2025 ity. isan'ny zava-baovao malaza amin'izao ny fampiasana ny starlink eto amintsika. tokony hitondra rivo-baovao eo amin'ny sehatry ny serasera izany. ho antsika mianatra teny vahiny ary dia aza misalasala manokatra blaogy toy itony mba hianaranao manao lahatso
AZA MIANDRY ELA INTSONY

Aza miandry ela intsony

Miarahaba ny mpanaraka ity blog ity indray ny tenako. marina fa mbola vitsy mpahalala ny teny esperanto saingy tsy tokony ho sakana amin'ny fianarana azy izany satria araka ny tombana nataona mpikaroka dia eo amin'ny 2 tapitrisa eo no isan'ny olona mianatra, miaina ary mampiasa ny teny esperanto erantany. aza adino fa isan'ny teny ampiasain'ny ater

Mila mianatra teny vahiny isika

Dia mbola tohizako kely ihany ny resaka momba ilay malagasy-vazaha (satria teraka tany frantsa izy) izay maniry fatratra ny hifehy ny teny malagasy ary miezaka mianatra teny malagasy. tokony mba hanokatra ny masontsika eto an-toerana ny zavatra toy izany ka samy mba hanatsara ny fianarany sy fampiasany ny teny gasy isika indrindra fa ny tanorantsik
FINIAVANA TENA MANAITRA

Finiavana tena manaitra

Miarahaba antsika rehetra samy tratry ny asaramanitra na dia efa somary dila kely aza izany. sendra namadibadika pejy tato amin'ny aterineto aho no sendra ity pejy iray ity izay homeko anareo ery ambany ery ny rohy mankao aminy. nanaitra ahy ny fomba fisainana sy fihetsika nataon'i ainga (tsy haiko na tena zava-misy na noforoniny), malagasy teraka
MAMPIASA NY TENY ESPERANTO I TATIANA

Mampiasa ny teny esperanto i tatiana

Tovovavy malagasy i tatiana, mpikambana ao amin'ny itaosy esperanto-klubo efa hatramin'ny taona 2019 ary mahafehy ny teny esperanto. isan'ireo nandray anjara tamin'ny congrès universel natao voalohany taty afrika izy ka nihazo an'ny arusha (tanzania) ary nijanona tany nandritra ny tapa-bolana. mamarana ny fianarany momba ny fanodinana voka-pambole
FANOMBOHAN-DRESAKA

Fanombohan-dresaka

Miarahaba antsika rehetra ! satria olona tia mianatra tenim-pirenena aho, na dia tsy mahafehy afa-tsy roa na telo fotsiny aloha hatreto (teny frantsay, teny esperanto ary sombintsombiny amin'ny teny anglisy) dia nanao ity blog ity aho mba hifampizarana traikefa amin'ny zavatra niainana tamin'ny fianarana izany tenim-pirenena izany. mety hifanampian
TIAN'NY TANORA ITY TENY ESPERANTO ITY

Tian'ny tanora ity teny esperanto ity

Hatramin'izay niainako ny fampiasana ny teny esperanto izay (1986) dia isan'ny nahafinaritra ahy indrindra ny fanatrehana ilay seminera momba ny fampianarana teny esperanto natao teny amin'ny mamre teny sabotsy namehana tamin'ny 4-5-6 janoary 2024 teo. 32 no isan'ny mpandray anjara ary tanora vao erotrerony ny betsaka, samy niezaka nampitombo fahai