Pas encore inscrit ? Creez un Overblog!

Créer mon blog
Cédric Princy

Cédric Princy

Ses blogs

la parole de Christ

I Timothée 4:12 "Que personne ne méprise ta jeunesse; mais sois un modèle pour les fidèles, en parole, en conduite, en charité, en foi, en pureté."
Cédric Princy Cédric Princy
Articles : 11
Depuis : 02/05/2016
Categorie : Religions & Croyances

Articles à découvrir

Le Seigneur combattra pour toi, garde le silence !

« Il monta dans la barque, et ses disciples le suivirent. Et voici, il s'éleva sur la mer une si grande tempête que la barque était couverte par les flots. Et lui (Jésus), il dormait. Les disciples s'étant approchés le réveillèrent, et dirent : Seigneur, sauve-nous, nous périssons ! » Matthieu 8:23-25 En lisant ce passage je me suis dema

TENY SOA AFAFY @KRISTIANA

Clip "Combien Dieu est Grand " Stéphane Quéry https://www.youtube.com/watch?v=v6V9YZflRgc . Clip "Andriamanitry ny FAHAGAGANA" https://www.youtube.com/watch?v=fp73-M2cvms . Clip "Misafotofoto" Zah'MTF https://www.youtube.com/watch?v=ApDo3b7n5nY . "Dia nitsangana Izy, ka noteneniny mafy ny rivotra sy ny onja-drano. Ary dia nitsahatra izany, ka ton

fifohazam-panahy maneran-tany

Clip "For You Alone " City Harvest Church https://www.youtube.com/watch?v=jbjg2jCp0gs . Clip "Hiaraka ho any an-danitra" Pasteur Jocelyn Ranjarison http://www.dailymotion.com/video/x7b69y_hiaraka-ho-any-an-danitra_music . Clip "Mandohalika" Rija Rasolondraibe. https://www.youtube.com/watch?v=bcwY5D4fKTQ . "Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity fi

Message des serviteurs de Dieu

Clip "Be with You" City Harvest church https://www.youtube.com/watch?v=EGQpm3i3mXw . Miarahaba antsika rehetra @Anaran'i Jesoa Kristy Tompo ! Anio dia fampianarana ho entina mpanompon'Andriamanitra maro no hozaraina @tsika mpanaraka ny fandaharana "Teny soa afafy @kristiana " izay elanelanina hiram-piderana. Mihainoa & manaraha finaritra ! . PERIKO

Teny soa afafy @kristiana

Clip "IZY no Andriamanitray " ZOOK DAVIDS https://www.youtube.com/watch?v=TUoPQSxXzX4 . Clip "inty aho " Fara Andriamamonjy http://www.dailymotion.com/video/xaymdj_inty-aho-tompo-fara-andriamamonjy-h_music . "ARY ankehitriny, ry Isiraely ô, inona moa no ilain'i Jehovah Andriamanitrao aminao, afa-tsy ny hatahotra an'i Jehovah Andriamanitrao sy ny h

Teny soa afafy @kristiana

Clip "mandohalika" Rija Rasolondraibe https://www.youtube.com/watch?v=bcwY5D4fKTQ . Clip "Tsy izay miseho anio " Pasteur Jocelyn Ranjarison https://www.youtube.com/watch?v=Umb7Mi7hFA8 . Clip "aza manahy" ANTSAFI https://www.youtube.com/watch?v=ZtIZA48d--Y . "Efa reko ny fimonomononan'ny Zanak'Isiraely, koa mitenena aminy hoe: Anio hariva dia hihina

Miasa @Fanahiny ny Tompo

MIASA AMIN’NY FANAHINY NY TOMPO PERIKOPA 08/05/16: MPITSARA 14,5-9 ; JAONA 14 ,15-17 ; ASAN’NY APOSTOLY 8,26-35 . JAONA 14,15-17 . “Raha tia Ahy hianareo, dia hitandrina ny didiko. 16 Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, 17 dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao ton

Pentekositra 2016

Clip "faniriako tsotra izao" Ny FANILO https://www.youtube.com/watch?v=Hz7zNYkhb2s . Clip "inty aho Tompo" Fara Andriamamonjy http://www.dailymotion.com/video/xaymdj_inty-aho-tompo-fara-andriamamonjy-h_music . Clip "Maniry mafy Anao" Eglise MRE https://www.youtube.com/watch?v=lgxtNBMqF2c . Clip "fohazo ny foko" Rija Rasolondraibe https://www.youtub

Ndao hihazakazaka ao@ Jesoa

Clip "Sambatra" VONJY https://www.youtube.com/watch?v=sRCajDuVpL0 . Clip "Miantso anao Jesosy" Zook Davids https://www.youtube.com/watch?v=A3-SXc-NcXs . Clip "Sambatra " Groupe Jacqueline https://www.youtube.com/watch?v=eRR0QXGC9wY . "Ka dia tsinontsinona izay mamboly, na izay mandena, fa Andriamanitra Izay mampitombo no izy..... (9) Fa mpiara-mias