Pas encore inscrit ? Creez un Overblog!

Créer mon blog
FANGIA KALO GASY

FANGIA KALO GASY

Tarika malagasy miangaly ny KALON'NY FAHINY sy BA GASY - Ahitana an'i VOARA Fidimanantsoa, zazavavy kely mpihira fototra

Ses blogs

FANGIA KALO GASY

..............."Irony HIRA FAHINY an-tendro-molotry ny HO AVY".................. Tarika malagasy mifamihina amin'ny mozika Ba Gasy sy ny Kalon'ny Fahiny miaraka amin'ireo mbola miezaka manandratra ny kolontsaina malagasy. Hitanao ato ny rohy vitsivitsy ahafaha-mijery na mihaino ny hiran'ny Tarika.
FANGIA KALO GASY FANGIA KALO GASY
Articles : 10
Depuis : 15/03/2016
Categorie : Musique & Divertissements

Articles à découvrir

Hanina an'i Gasikara - FANGIA KALO GASY

Hanina an'i Gasikara - FANGIA KALO GASY

Hanina an'i Gasikara - FANGIA KALO GASY . Atopiko ny masoko reroy ô! Ho ery am-paratazana Fa any tokoa 'lay taniko tsy foy e! Ilay Nosy tanindrazana. . 'Lay tany niaviana sady andrian'ny fo ô! Fa kanto sy tena tsara 'Lay meva sady soa, 'lay maminay tokoa! Ilay MADAGASIKARA ! . Fa tiako sy tena mamiko izy izay e! Raha sendra ka lavitra azy, ny sai
Miara-droa - FANGIA KALO GASY

Miara-droa - FANGIA KALO GASY

Miara-droa - FANGIA KALO GASY . Midobodoboka tsy miato ny fo Tsy laitra f'injao Topatopan'onjan-kery tokoa no mipololotra ao. . Midorehitra manitra ô! Lay takalo fitia! Ny afony manaka-danitra e! Tomaratra ery! . Hay zareo ny fitiavana rehefa tsy mandeha ila, tsy voarefim-pamarana ny hasambarana avy ao. Vanja sy afo tafaraka e! Redareda fitia e! M
VELOMA - FANGIA KALO GASY

VELOMA - FANGIA KALO GASY

VELOMA - FANGIA KALO GASY . Mba mamiko ho'aho ka mamiko ny fodiana e! Ny manina manko, 'zay no hany fanafody! Fa na mety 'zay natao, na misy tsy fahampiana, Mandainga 'zay tsy ho dodona rehefa hody! . Ny tara-masoandro iry efa an-drefarefa e! Ny omby aza efa miakatra ho an-tanàna! Mba satriko ny hitoetra sy hiaraka ho'aho kanefa 'ty tongotro maika
FANGIA KALO GASY

FANGIA KALO GASY

https://soundcloud.com/fangia-kalo-gasy Tarika mivoy ny BAGASY amin'ireo hira foroniny ny Tarika FANGIA KALO GASY. Toy ireo mpanao bagasy rehetra anefa dia mamerina ireo hira teatraly na kalon'ny fahiny sy irony kalon'ny omaly ihany koa ny Tarika. Ny volana aogositra 2014 no nitsiry ny hevitra hitsanganan'ny Tarika FANGIA KALO GASY. Nisantatra ny f
IKOPA - FANGIA KALO GASY

IKOPA - FANGIA KALO GASY

. IKOPA . Nisosa, nisosa Ikopa e ! Hikaroka lanitra manga, Niriotra, mahery fitopa e (ry lahy) Fa hoe ho any Mahajanga . Nitana azy ireo haram-bato, Fa ny herin’ny ditra : tsy tana; Niriotra, nisosa tsy niato ô! Tsy hainy ny hiafarana! . Kidobokidobo : Any ilay rian-drano maria e! Fa hoe mbola hipaka hatrany Katsepy ny dia Hay vao sendra an’il
MARAINA - FANGIA KALO GASY

MARAINA - FANGIA KALO GASY

MARAINA - FANGIA KALO GASY . Tomara-maraina e! ry lanitra iry! Manefy ny fanantenan'ny fo, fanahy sy saina ! Fa iny masoandro, tsy mianga-pitia ! Samy omeny ny tarany ny miaina ! . Ny tazon'ny omaly, dia indro misava, vao tsenain'ny tsikin'ny androa avy eny atsinanana. Fa tsisy toa azy lay tara-mazava, tsy manavaka ny ory sy ny manana. . Asakasak'i
VELOMA - FANGIA KALO GASY

VELOMA - FANGIA KALO GASY

Efa azonao henoina amin'ity rohy ity sahady ny "Veloma - FANGIA KALO GASY" https://soundcloud.com/fangia-kalo-gasy/veloma-fangia-kalo-gasy Mba mamiko ho'aho ka mamiko ny fodiana e! Ny manina manko, 'zay no hany fanafody! Fa na mety 'zay natao, na misy tsy fahampiana, Mandainga 'zay tsy ho dodona rehefa hody! Ny tara-masoandro iry efa an-drefarefa e
Ny R. FIDIMANANTSOA

Ny R. FIDIMANANTSOA

... Poeta sady Mpanoratry ny vaninandro ankehitriny Ny R. FIDIMANANTSOA. RAKOTONIRINA Fidimanantsoa Philibert no tena anarany feno. Tsy hafa akory fa i Dadan'i Voara ihany izy ity. Niofana ho manampahaizana manokana momba ny Taotrano sy Asa Vaventy (Ingénieur en bâtiment et travaux publics) teny amin'ny Sekoly Polytechnique Vontovorona Antananari
RY IARIVOKO - FANGIA KALO GASY

RY IARIVOKO - FANGIA KALO GASY

....... RY IARIVOKO - FANGIA KALO GASY . Misoko mora anie, Tsy hay tohaina ho'aho ny tsiaro anao ry Iarivoko! Ny erinerin'i Manjakamiadana e Tarafin-danitra madio sy manga, Toa iry manangasanga! Na dia tsy hita hotazanina dia mbola tena mahamanina Ny hanadino anao: Tsy ho vitako, Na lavitra aza ianao, tsy hitako. O ry Iarivo, tena mamiko e Miorina
VOARA Fidimanantsoa

VOARA Fidimanantsoa

"Irony HIRA FAHINY, an-tendro-molotry ny HOAVY" Kely manam-peo miavaka : hoavin’ny Bagasy i Voara, mpihira fototry ny Tarika FANGIA KALO GASY. Iray amin’ireo mpanakanto hanana ny maha izy azy eo amin’ny fanandratana ny hira malagasy avy eto an-kibon’Imerina ity zazavavy kely ity. (News Mada) . VOARA du Groupe FANGIA KALO GASY chante les kal