Rehefa avy nijanona tao antananarivo dia nandeha namangy andry dada sy mama tany tamatave. nanararaotra nitsidika ny morondranomasina kely rehefa tany toamasina ihany.
Nirotsaka ny neige tamy sabotsy teo teto montpellier. tsy dia natevina firy anefa fa nahafaly ihany satria tsy matetika misy neige hono aty. tsy afaka nvoaka naka sary moa fa dia avy eto am-baravarankely no nitazana.
Nahafinaritra mihitsy ny volana mai tamin'ity taona ity satria dia nisy fety lehibe tao amy fianakaviana. natomboka tamy voadiondry sy enterrement de vie de clélibat moa zany ho an'i audrey sy i josé