Tany koa no tena nafana trop fa zany oe ny ambiance nahafinaritra dia tsy koi na mafana ar!souvenir nilay e!
misty
misty
Je suis vraiment simpa
Ses blogs
Articles :
7
Depuis :
26/02/2010
Categorie :
Lifestyle
Articles à découvrir
Cétait en mariage de fafah et julia le 16 mai 2009 2467558951 1[1] par misty
T@zay tany ranomafana,nahafinaritra ery ny vacance fa nilay daholo ny ekipa cool e!na dia nafana ary dia revenay fona,rano be sady hantsana be no ao aoriana ao dia maha-fanina be,fa ry tsetsoka dia mbola milingilingy iany!!!!!
T t@ zany de efa jejo mintsy,jereo ange fa efa manao lokomena sahady e!miaraka @le maso baribary kely,tsy tadididko oe iza ary no mba manao ireny @ volo ireny?
Mizesta be ko i michelle mitazona an'ilay vera,otriny hafa2 be zany le volo lava,sady somary mince kely!!!fa tsy de ratsy iany an? misa1 par misty
C'était le 25 octobre 2008,efa tany @ espace jeanni nizara bonbon ho any invités zay t@ io, za le mba manara-maso fotsiny fa ny demoiselle donneurs no mizara de mba misy maka sary de mitsiky kely aloha!
English
Deutsch
español
italiano