Pas encore inscrit ? Creez un Overblog!

Créer mon blog
RANDRANA

RANDRANA

……..,mitahiry ny lasa ,mamoaka ny androany ,mampiseho ny ampitso ,………
Tags associés : boky fianarana

Ses blogs

RANDRANA

……..,mitahiry ny omaly ,mamoaka ny androany ,mampiseho ny ampitso ,………
RANDRANA RANDRANA
Articles : 14
Depuis : 26/08/2008
Categorie : Littérature, BD & Poésie

Articles à découvrir

8- MUSIQUE

8- musique

Dray ! dray! dray! ,zato vavanareo , mangina !,mangina ! atsaharo ny feo , tsy misy "accord" !,tsy misy "mesure" , minaonaona toa voan'ny "délires" . clés samihafa ka dia afangaro , madilo ny sofiko ka dia atasaharo , f'izaho mpampianatra hira henoina , ny fahamboniako tsy azo hamboina . izaho no ra-"livres de musiques" , no tompon'ny laza tsy mi
12- BAIBOLY

12- baiboly

Ry boky malala , atsaharo ny ady f'izay tsy mifandefitra ,ho latsaka an-kady , izato ianareo toa miseho ho mahatoky , miady mafy ho mpanjakan'ny boky . voafetra ihany ny zava-drehetra , fa ny soratra masina no tsy manam-petra , baiboly no anarany : manan-komena , mpitsabo fanahy ,mamonjy ny tena . ity no mpampianatra tena mahay , ilay boky nodorana
9- TECHNIQUE

9- technique

O! ry 'reto a! , inona ary ity resaka atao , fa toa resaka tsy mankaiza akory , aleo ambarako anareo ny vaovao , dia henoy tsara ,fa aza matory . izaho "technique" no azo lazaina , ho sangan'ny asa ,vokarin'ny saina , matoa hita soritra ireo fandrosoana , dia izaho no nitarika teo anoloana . taloha dia fahita ny velaran-tany , 'zay ngazana ,ratsy ,
5 -HISTOIRE

5 -histoire

Mangina ,mangina tsy tiako ho heno ny foko mivonto ka feno dia feno , mba dedaka foana mitanisanisa , kanefa tsingetana , fa tsy adrisa . mirebika foana ... koa dia ... mba mahay , mangina ,fa sao dia zerako kitay , tsy mihevitra akory vao be tafasiry , tsy tazana angaha t'izaho mankadiry . izaho " histoire" no boky andrandraina , ny fahalalàko ma
11- DROIT (scene III)

11- droit (scene iii)

Miditra tampoka ny "droit" .mifihifihy daholo ny boky rehetra .......... assez! assez! au nom de la loi , je vous arrête , ry boky madinika be tabataba , vavàna marivo ,toa vilany saba , papelika kely ,ka be doka tena , kanefa tsy hita 'zay hoe : fahe ndrena . henoko teo izato adinareo , adin'adàla ka dia mankaleo , samy kizitina be ambozizy , k
4- LECTURE

4- lecture

M angina ny vava fandrao dia voapaika mba mieritrereta ,fa aza dia maika , eo ka mibetroka mandrahondrahona , aoka fa itony no "élèves" - ny sahona . aza miteny manao sahisahy , henoy sy fantaro,fa ts'isy hoatr'ahy , izaho " lecture" no ambony indrindra , ny teny voalahatro tena mirindra . raiketiko tsara ,ka he! mampitsetra , ny soratry ny olo-m
6 -SCIENCES

6 -sciences

Ha! ha! ha! , 'zato resak'ankizy , loham-poak'aty ka be ambozizy , dia te-hidingina toa rambon'osy , ny volony anefa tsy ampy borosy . tsy fantatrareo mantsy aho ry zaza , izaho no ra-"sciences" tompon'ny laza , ny fahalalàko dia tsy misy fetra , hany ka haiko ny zava-drehetra . ny zava-boahary ambonin'ny tany , na vato ,na biby ,na ahitra izany ,
7- GEOGRAPHIE

7- geographie

Adray ! adray! izato hevitrareo , manondro ny lanitra ka mankaleo , dia te-hirediredy mandany fotoana , milaza ho lohany ,lohany foana . jereo tsara ka henoy sy ekeo , tsisy izy daholo ny teninareo , izaho no tena mpanj aka ry 'reto a!, izany ny mar ina ka mba raiketo . izaho no mpilaza ny toetrin'ny tany , na avo ,na iva dia fantatro izany , izaho
3- ARITHMETIQUE

3- arithmetique

Tandremo ny vava ry "giran-dramera " mba fidifidio lahy ny vokabilera , mieritrereta vao mifanebaka . aza vavàna toa haron-tabebaka . indro henoy ,fa izaho no mpitarika , "arithmetique" mpampianatra marika. izaho no mpanoro ny kaonty rehetra , ny "plus" , ny "moins" ,multiples" , etsetra . "poids et mesures" sy "capacités " , "tant pour cent " ,
10- DICTIONNAIRE

10- dictionnaire

"taisez-vous " ....ry lava kabary , "ne faites pas de bruits" ....mankarary , asio "frein" re! ny feo sy ny vava , fandrao voa "frappe" ,ka vilana tàva . raha izaho andriana no tsiratsiraina , tsy omeko ny teniko ,avelako hangaina , ny teny rehetra "propriété"-ko , vitako "borne" ka tsy omeko . 'reo fahaizana maro tononinareo , dia ananako be ,m