Faly miarahaba anareo rehetra lemamy salama tsara aho aty mahatsara mirary fahasalamana sanareo rehetra aho ho totosa tsara daholo ny fidiran ny mpianatra mianara tsara ianareo rankizy raha hendry tsara ianareo dia manao vacances aty @ dadatoa mamy mirary soa daholo e ba betsaka daholo e
English
Deutsch
español
italiano