Pas encore inscrit ? Creez un Overblog!

Créer mon blog
Took

Took

Serviteur de Dieu et qui aimerait partager les connaissances sur l' Etarnel
Tags associés : fampaherezana

Ses blogs

Le blog de Took

Fampaherezana ny havana rehetra handroso lalindalina amin'ny asan'Andriamanitra
Took Took
Articles : 9
Depuis : 28/04/2008
Categorie : Lifestyle

Articles à découvrir

Et si...

Et si...

Je me suis agenouillé pour prier, mais pas pour longtemps, j’avais beaucoup à faire. je devais me dépêcher et commencer à travailler pour les factures qui bientôt arrivaient à échéance. donc, je me suis agenouillé et j’ai dit une prière pressée, et je me suis vite relevé. mon devoir chrétien était maintenant accompli mon âme pou

Fiainana mandrakizay

Inona moa ny tanjon' ny olona tsirairay eo amin' ny fiainany? samy manana ny zavatra havaliny avy ny isan' olona raha ny momba izany. ao ny hilaza hoe ny fianarana, ao koa ny hilaza hoe hanambola sy harena, hanana ny ampy sns... nefa inona marina moa izany tanjona izay tokony hananan' ny tsirairay izany eo amin' ny fiainany? moa va tsy ny hikatsaka
Misaotra Tompo

Misaotra tompo

Tompo o, misaotra anao aho anio ny amin' ny fahasoavana rehetra nataonao sy narotsakao tamin' ny fiainako. misaotra anao aho tompo noho ny fitahiana rehetra nataonao tamiko. tsy hitsahatra ny hidera sy hankalaza ny anaranao aho satria mendrika izany ianao. tiako tompo ny miaraka aminao noho ny toky izay azoko eo anilanao. na inona na inona tompo ol
Tsara Jesosy

Tsara jesosy

Mba fantatrao ve moa hoe ny zavatra rehetra andalovanao eo amin' ny fiainanao dia tena hoe efa voalahatra hatramin' ny voalohany hoe ho lalovanao. ny fiainantsika dia efa fantatr' andriamanitra ray daholo ny ho avin- tsika rehetra satria izy no nahary antsika. maro anefa ny zavatra andalovana izay mety hahakivy nefa zao no fantaro: andramanitra dia
Mba fantatrao moa fa tia anao Jesosy?

Mba fantatrao moa fa tia anao jesosy?

Zava- dehibe amin' ny olombelona ny fitiavana ary anisan' ny fahoriana mavesatra ny fahafantarany fa tsy misy tia azy. androany anefa ry mpamaky amin' alalan' ity gazety kely ity dia te hilaza aminao mafy aho fa misy tena tia be anao: tsy iza fa jesosy no anarany. anarana efa mety renao matetika angamba izany na efa mahazatra anao saingy tsy naha-

Tsara ny tompo

Tsara ny tompo e maro ny zavatra sy ny epreuve lalovanay am zao fotoana zao fa tena tsapanay tanteraka fa miasa ny tompo rehefa ankininao aminy ny fiainanao na tsara na ratsy fa hoy ny teniny manao hoe "raha amin'ny olona ,dia zavatra tsy hainy izany ; fa tsy mba tahaka izany amin'andriamanitra ; fa ny zavatra rehetra dia hain'andriamanitra" matio
Maninona moa?

Maninona moa?

Maro ireo olona hoe tsy mbola vonona na hoe manao fanahiniana fotsiny hoe tsy miherika any amin' andriamanitra na dia fantany zao aza hoe misy ary mitady azy hatrany ny tompo andriamanitra. nefa inona moa no hoe very na hie faty antoka raha hoe manantona an i jesosy izay tsy mitsahatra ny miantso antsika isanandro? vao maika aza ho tombon-tsoa sy f

Ny hatsaran' ny tokan-trano matahotra an' andriamanitra

"sambatra izay rehetra matahotra an' i jehovah. dia izay mandeha amin' ny làlany. fa hohaninao tokoa ny asan' ny tànanao; sambatra sady ambinina ianao. ny vadinao dia tahaka ny voaloboka mahavokatra ao anatn' ny tranonao; ny zanakao dia tahaka ny zanak' oliva manodidina ny latabatrao. indro, fa toy izany no hitahiana izay lehilahy matahotra an' i