Bienvenue sur le blog de la mairie de fandriana fisakana salama aby, misaotra antsika rehetra izay nisafidy hanokatra ity blog ho an’ny fandriana-fisakana ity. iza moa no tsy mahalala fa manana olo-manga maro tokoa i fandriana ary dia miely patrana sy manana ny maha-izy azy eran-tany. nefa dia toa faralahiny hatrany isika eo amin'ny fampandrosoan
English
Deutsch
español
italiano