Hen'omby sy henakisoa miaraka amin'ny tsaramaso akora ilaina :: henakisoa matavy : 300g hen'omby : 300g taramaso maina : 250g (efa nalona rano ny alina) tongolo be : 1 voatabia : 2 ny isa sira fomba fikarakarana : mandraho ny tsaramaso: - andrahoina mialoha ny tsaramaso mandra-pahaleminy tsara. ny hena: - teteho ny henakisoa sy hen'omby. - endaso a
English
Deutsch
español
italiano