Pas encore inscrit ? Creez un Overblog!

Créer mon blog
Paroisse Sacré Cœur Ambatondrazaka

Paroisse Sacré Cœur Ambatondrazaka

VIE DE LA PAROISSE

Ses blogs

PAROISSE SACRE-CŒUR - AMBATONDRAZAKA

Vaovao mahafinaritra ! Mba hahafahantsika miserasera hatrany na eto an-toerana isika na any lavitra dia nosokafana ny Blog « Paroisse Sacré-Cœur Avaradrova – Ambatondrazaka – Madagascar ! Hararaotina ny andro anio Alahady 08 mai 2016, anokafantsika azy mba hiombonantsika amin’ny Fiangonana maneran-tany izay manokana ity andro anio ity ho « ‘ANDRON’NY SERASERA » ! Araka izany, Manasa antsika rehetra kristianina tsy vakivolo àry, hijery sy hamangy ny Site-ntsika mba : - hifaneraserana sy hifampilazana vaovao - Hifampilazana ny toro-hevitra mety hahasoa sy hanatsarana ny Fiangonantsika ary - Hiainana sy handraisana anjara feno tanteraka amin’ny Fiainam-Piangonana na dia tsy eto an-toerana aza isika! Aza hadino koa ny mamangy sy mampiaina ilay “Compte FaceBook”-ntsika: 1. Zanaka am-pielezan’ny Paroisse Sacré-Coeur Avaradrova Ambatondrazaka 2. Paroisse Sacré-Coeur Avaradrova Ambatondrazaka izay hosokafantsika koa hanamora ny fanarahantsika ny fiainam-piangonana isan’andro ! Dia samia àry mamelona sy mampiaina ireo Sites-ntsika ireo isika rehetra ho an’ny « Nouvelle évangélisation » araka ny fangatahan’i Ray Masina François ! Mandrapihaona vetivety !!!
Paroisse Sacré Cœur Ambatondrazaka Paroisse Sacré Cœur Ambatondrazaka
Articles : 24
Depuis : 09/05/2016
Categorie : Religions & Croyances

Articles à découvrir

PROGRAMAN'NY SAKRAMENTA

PROGRAMAN'NY SAKRAMENTA

SAKRAMENTA RECOLLECTION HO AN'NY MPIOMANA Alahady 04 jiona manomboka amin’ny 09 ora maraina: recollection ho an’ireo ankizy hanao ny Komonio voalohany iarahana amin’ i Père Joseph. Toerana: Paroasy Sacré-Coeur. Recollection ho an’ireo hanao ny Fanavaozana ny Toky tamin’i Batemy: Alahady 11 jiona manomboka amin’ny 09 ora maraina miarak
FITADIAVAM-BOLA HO AN'NY PAROASY SY ASPIRANTAT

FITADIAVAM-BOLA HO AN'NY PAROASY SY ASPIRANTAT

FITADIAVAM-BOLAN’NY PAROASY Hanafatra Mpihira Gasy malaza isika hanao fampisehoana ny Sabotsy 17 jiona izao, izay hatao ao amin’ny tokontanin’ny Sekoly Saint-Joseph: RAPAULSON avy ao Fenoarivo gara sy RAMAROSON avy ao Soanierana be Manomboka amin'ny 10ora atoandro ny fotoana! HERY LEHIBE HO ANAY KRISTIANINA REHETRA NY FAHATONGAVANAO!!!! FETIN
INONA NO ZAVA-MISY RY PAROISSE  SACRE-CŒUR?

INONA NO ZAVA-MISY RY PAROISSE SACRE-CŒUR?

FIAINAM-PIANGONANA ATO HO ATO Vita soa aman-tsara ny fankalazantsika ny Fetin’ny Pantekôty! Tapitra teo izany ny vaninadron’ny Paka fa miditra amin’ny Vaninandro tsotra amandava-taona indray isika!!! ARAHABAINA Ê! SAMY HO HENIKY NY FANAHY MASINA ISIKA? HO AFA-MIAINA SY MIVELONA IREO FANOMEZANY FITO!!!! SAKRAMENTA Komonio Voalohany Vita soa
FANOMANANA NY FETIM-PIANGONANA TENY MANGALAZA

FANOMANANA NY FETIM-PIANGONANA TENY MANGALAZA

MANGALAZA NY SABOTSY 13 SY ALAHADY 14 MAI 2017!!! Vita soa aman-tsara ny fihaonam-ben’ny Distrikan’ny Sacré-cœur ny sabotsy 13 sy alahady 14 mai teo. Teny Mangalaza no natao. Araka ny programa dia nisy ny seho an-tsehatra nandraisan’ny Katesista rehetra anjara, notronin’i Président-n’ny Distrika: Mr Emile sy Père Victor ny sabotsy 13
TELOVOLANA FARANY 2018

TELOVOLANA FARANY 2018

TSIAHY Fatantsika rehetra fa nataontsika veloma tamin’ny alahady 07 octobre 2018 teo i Père Thierson BERTRAND mba hanohy fianarana. Nisolo toerana azy ao amin’ny toeram-panabeazana Aspirantat TRINITE MASINA i Fr Laurent RANDRIANARIMANANA! Misaotra indrindra Père Thierry ary mirary ny soa indrindra ho anao hahavita soa ny kasaina, mirary an’
NY MARESAKA ETO  AMIN’NY FIANGONANTSIKA

NY MARESAKA ETO AMIN’NY FIANGONANTSIKA

FANDRAISANA SY FIARAHABANA PRETRA TRINITERA VAOVAO Miarahaba antsika rehetra indray ! Tsy tara fa mbola vaovao hatrany ê! Tamin’ny alahady 24 septambra 2017 isika no nandray sy niarahaba ny roa tamin’ireo Pretra Trinitera vaovao nohamasinina tany Antsirabe tamin’ny 29 Août 2017 teo, dia i Père RAFENOSOA Joachim Vincent sy Père RAKOTOMALAL
HETSIKA AORIAN'NY FANKALAZANA NY PAKA

HETSIKA AORIAN'NY FANKALAZANA NY PAKA

ARAHABAINA NAHATRATRA NY PAKA 2017 E! Mbola ao anatin'ny Vanintaonan'ny Paka isika hatramin'izao! iarahantsika mahalala izany fa tsy tapitra ny fankalazana raha tsy tonga ny Fetin'ny Pentekôty! Hararaotintsika ary izany Vanim-potoana manan-danja ngezabe izany eo amin'ny Fiainanm-pinoantsika araka ny Didin'ny Eglizy manao hoe "manaovà Komonio tsar
FANKALAZANA NY PANTEKÔTY 2017

FANKALAZANA NY PANTEKÔTY 2017

FANKALAZANA NY PANTEKÔTY ! HASIVIN’ANDRO HO AN’NY FIRENENA. Araka ny sori-dalana nomen’ny Fiombonam-ben’ny Eveka eto Madagasikara, manao Hasivinandro amin’ny alalan’ny Vavaka ho an’ny F ANDRIAM-PAHALEMANA isika. Efa miditra amin’ny andro faha-6 na faha-5 andro (ho an’izay tsy naharaka) alohanny fankalazana ny Pantekôty izany! FI
FIAINAM-PIANGONANA VOLA  AOGOSITRA 2017

FIAINAM-PIANGONANA VOLA AOGOSITRA 2017

Alahady13 Août 2017 TSINGERIN-TAONA FAHA-12 NY NAHA-PRETRA AN'I PERE MANITRA CURE-N'I PAROISSE SACRE-COEUR! Tsy henoheno io fankalazana io fa teo anivon'ny Lamesa io alahady io no nira-palay ny Kristianina rehetra! Dia tena faly tokoa moa na dia "surprise" araka ny fiteny frantsay aza izany! Nisy ny mofomamy nifampizarana ho an'izay afaka nandeha
LAMESA VOALOHAN'I PERE THIERRY!

LAMESA VOALOHAN'I PERE THIERRY!

LAMESA VOALOHANY NATAON'I PERE THIERRY TETO AMIN'NY PAROISSE SACRE-COEUR AVARADROVA - AMBATONDRAZAKA! Tamin'ny Alahady 21 mai teo no nanao ny Lamesa voalohany teto amin'ny Paroasy i Père Thierry rehefa avy nohamasinina ho Mpisoron'i Avo Indrindra tany Cameroun ny 25 mars 2017 teo! Voatendrin'ny Fikambanana Trinetera misy azy hiasa eto amin'ny Paro