Pas encore inscrit ? Creez un Overblog!

Créer mon blog
RANAIVOSON Manatsiala

RANAIVOSON Manatsiala

rien

Ses blogs

manatsiala.overblog.com

manatsiala.overblog.com
RANAIVOSON Manatsiala RANAIVOSON Manatsiala
Articles : 10
Depuis : 04/10/2012
Categorie : Littérature, BD & Poésie

Articles à découvrir

Ny poetako

Tsia, tsy tontolo hafa akory no hitoeran’ny Poeta nefa sarotra aminao ny manakatra ny zavatra raiketiny ao anaty izay kajiany tsy ho faty Satria ny hany mba talentany tsy naleviny aman-tany nokoloiny hatrany tsy ho very, tsy ho lany Tsia, tsy adala mihitsy akory ireo lazaina ho Poeta nefa noho ny tsy fahaizanao mifehy ny teny avoakany soratany Di

Ny teny

Raha toa ka alahelo no ahafahako manaingo anao ry teny izay lalaiko Dia aleko alahelo foana Haratra fo hitomany fe mandavan-taona Hahatsapan'ny maro sy ireo vahiny izay mandalo Fa sarobidy tokoa ny loharano soa tovozina avy aminao MANATSIALA

Gasy ankehitriny

Ianao mantsy ilay sahy manora-tena Ho tena Malagasy mirehaka miteny Ho Malagasy ray sy reny Fa angaha moa toa anao daholo ireny ? Miteny ho’aho ianao «Tsiparifary sy akotry No manemitra mandrafitra Izato teny hafa rafitra Tsy tsotra tsy mivadi-drafitra Tenim-boto sy zatovo Sotaina sy hafangaro tenin’ny vahiny Dia sahinao lazaina ankehitriny fa

Ely

Vare ilako teny ny anambara aminao ny redareda ombieny mandoro ahy amin’izao. Ireto molotro akaton-tsakodiavatra mihitsy, tsy atolotro hiorakoraka hafatra. Tereko tsotr’izao tsy hanimboraka ho anao na fotsiny aza feo. F’ity masoko mipitra miantso mafy, tsiriritra no ho vakiana fotsiny eo Manatsiala

Volan-tangena

– Eny ary e ! aleo aminizay andro izay ary ! Sady misy hiomanana tsara amin’io. Io no adihevitra farany tapak’ireto fianakaviana roa tonta. Hotanterahina ny volana jolay ho avy izao ny raharahan’i Andry sy Saholy. Tsindrian-daona sy dodona ery ireto farany, manomana ny mety ho fandaniana, ny olona hasaina, sns… Feno ny fanahin’i Andry,