Pas encore inscrit ? Creez un Overblog!

Créer mon blog
ambalamiraisaina

ambalamiraisaina

skoto

Ses blogs

Le blog de skoto XXXIV

skoto SAMPATI ao amin'ny Fjkm Anosivavaka, mitonndra ny anarana Ambalamiraisaina fivondronana faha-34
ambalamiraisaina ambalamiraisaina
Articles : 7
Depuis : 05/05/2011
Categorie : Économie, Finance & Droit

Articles à découvrir

LASY LEHIBE NA GRAND CAMPS

Indraim-bava: Ny lasy dia fomba fanabeazana skoto ampiharana ny fanabeazana rehetra natao nandritry ny taom-panabeazana manontolo. Ireo tokony hamonjy ny lasy lehibe: Ireo beazina nahatontosa ny fanabezana nandritra ny taona, ireo mpiandraikitra nanome ny fanabeazana, ny tonia mandrindra ny fiainan-dasin’ny vondrona. Ankoatr'izany dia misy ny fit

Journée CCIA du Samedi 25 Juin 2011

Toujours prêt, Pour les 50 ans à venir, plus de 350 personnes de catégories sociales différentes, composées de filles et garçons, agées de 3 ans et plus, membres de la Compagnie scoute AMBALAMIRAISAINA de l'Eglise FJKM ANOSIVAVAKA ont l'honneur de solliciter votre soutien à leurs efforts pour implémanter un Centre Culturel et Informatique.

Bienvenue sur OverBlog

Ceci est le premier article de votre blog. Il a été créé automatiquement pour vous aider à démarrer sur OverBlog. Vous pouvez le modifier ou l'effacer via la section "publier" de l'administration de votre blog. Bon blogging L'équipe d'OverBlog PS : pour vous connecter à votre administration rendez-vous sur le portail des blogs OverBlog

Fisaorana

FISAORANA JOURNEE DE LA CCIA Misaotra an'Andriamanitra lehibe tamin'ny nahalavorary ny fotoana. Misaotra ireo rehetra nanontrona sy nanohana ny Journée de la CCIA tamin'y 25 Juin 2011 tao amin'ny LFAV tamin'ny alalan'ny collect de soutien. Misaotra ny mpitandrina sy ny fiangonana ao amin'ny FJKM Anosivavaka. Misaotra ny Komitim-pivondronana sy ny

Alahady 08 Mey 2011

Fankalazana ny famaranana ny faha-50 taona ny Sampana Mpanazava sy Tily eto amin'ny FJKM Anosivavaka mitondra ny anarana Ambalamiraisaina ireo fandaharam-potoana amin'izany dia ireto avy: Fanolorana mari-pahatsiarovana ho an'ireo olona naharitra nandritra ny 50 taona tao Ambalamiraisaina nanomboka ny taona 1960 ka hatrimin'ny 2010 Fiaraha-misakafo
Volana Mey

Volana Mey

Tsara ho fantatra ho antsika SAMPANA MPANAZAVA SY TILY Eto amin'ny FIVONDRONANA AMBALAMIRAISAINA ALAHADY 01 Mey 2011 manomboka amin'ny 3 ora Fotoam-pivavahana fanokafana ny Famaranana ny fankalazana ny JOBILY faha-50 taona Ny baiboly HOSEA no anjaran'ny SAMPATI. Koa manentana ny beazinan ny Mpiandraikitra, Ny Filoha, Ny Komitim-pivondronana, Ny FMT

Akon'ny 08 Mey

Nitarika ny fotoana tamin'izany Presidente FMT2S Ambalamiraisaina Nitory ny Tenin'Andriamanitra dia Mpitandrina Rafaralahimanana jean Chrysostome. "Miraisa saina ... dia omeko lalàna iray sy fo iray izy". Dia samy nahazo ny anjarany sy ny hitsiny avokoa ny vahoakan'Andriamanitra tonga nanatrika izany fotoana izany. Ireo fandaharana tamin'izany Fan