Pas encore inscrit ? Creez un Overblog!

Créer mon blog
LeJeuneAdulte

LeJeuneAdulte

Jeunes Adultes Fiangonana Batista Biblika Antsirabe : club d'ados du 1993-2003
Tags associés : vaovao

Ses blogs

Jeunes Adultes Batista Antsirabe

blog des Jeunes Adultes de l'église Batista Antsirabe, adolescents de 1993-2003
LeJeuneAdulte LeJeuneAdulte
Articles : 23
Depuis : 08/05/2009
Categorie : Lifestyle

Articles à découvrir

INVITATION LASY

Faly miarahaba antsika tsirairay indray. Araka ny efa fantatsika dia amin’ny 26 ka hatramin’ny 29 août 2010 izao ny fihaonana faharoa ho an’ny jeunes adultes teo Ambohimena izany hoe 4 andro. Koa manasa antsika izay ho avy ary mba hameno ny fisoratana anarana izay ampiarahina amin’ity mail ity ka hamerina azy alohan’ny 31 JUILLET 2010 mb
Vaovao mikasika fihaonana 2010

Vaovao mikasika fihaonana 2010

Faly miarahaba antsika tsirairay indray. Misaotra an’Andriamanitra fa vita soa aman-tsara ny fivoriana nataon’ny komity ny amin’ny fanomanana ny fihaonana manaraka ny 24 octobre 2009 lasa teo. Araka izany dia zavatra efatra (4) no tena nojerena tamin’izany: Ny daty sy toerana hanaovana ny fihaonana, ny zavatra hatao, ny lohahevitra hodiniha

Lasy 2010 Antsirabe

Bonjour daholo e! Mbola resaka lasy ihany fa fanamafisana ihany : Fotoana : jeu 26 - dim 29 août 2010 Toerana : Betty, Mandaniresaka ANTSIRABE Lohahevitra : Jesoa Kristy, ny antony anarahako azy... Fisoratana anarana : any amin'i Lala, 31 juillet 2010 no farany Tsy mitondra : couvert, couverture, kidoro Misy any : N y namana taloha mahafinaritra n

Vaovao nov 2010

Mbola faly ihany aho miarahaba antsika izay mandalo eto amin'ny blog. Ny vaovao azoko ambara dia 2 1- Efa nivoaka ny Clip Chorale Ankadifotsy voalohany 2-hisy fanavaozana sy fomba fiasa vaovao ity blog ity, izay hisian'ny fandraisantsika anjara. Holazaina eto sy amin'ny mail ny ho fandehany. Ezahana atao alohan'ny faran'ny taona Izay aloha fa maher

Vita ny lasy

Misaotra an'Andriamanitra fa vita ny lasy aout 2010 natao tany Antsirabe. Misaotra an'ireo izay nanoina ny antso. Misaotra izay rehetra nikarakara indrindra ireo izay tany an-toerana, fa akaiky vilany feno arina toko ianareo. Maro ny soa azo avy tamin'iny lasy iny, ny faniriana dia samy mba hitantara izay mba azony tany, eto amin'ny blog, mba hahaf
Fihaonana 2010

Fihaonana 2010

Salama daholo ô! Tsy henoheno intsony isika izany an! Aiza daholo nareo e? Ny tiana hambara fotsiny dia hivory ireo komity napetraka hikarakara ny fihaonantsika @ 24 octobre 2009 izao dia miangavy antsika tsirairay avy mba samy hanolotra daty ny @ izay mety hanaovana ny fihaonatsika manaraka (@ herin-taona 2010 io). Izany akory tsy midika hoe izay
Vaovao 10 juin 2010

Vaovao 10 juin 2010

Arahabaina indray isika rehetra. Ela be izay tsy nisy vaovao ô? Ny vaovao misy fa .... tsy hita e! FIHAONANA TAONA 2010 Ny vaovao lehibe aloha dia ny hoe tapaka fa hatao ny ... 26 au 29 août 2010 izao ... ny fihaonantsika amn'ity taona ity Ny toerana dia any ANTSIRABE- Betty ihany Hivory ireo mpanomana amin'ny sabotsy 19 juin izao ka raha misy ma

Tratry ny taona 2010

Manakory daholo indray e! Amin'ny fifaliana no hiarahabana antsika tsirairay indray tratry ny taona vaovao 2010. Koa mirary soa ho antsika araka izany ary ny fahasoavana avy amin'Andriamanitra tokoa no irina mba hameno ny fiainantsika mandritra ity taona ity indray. Laza
Temoignage 001

Temoignage 001

Faly miarahaba antsika tsirairay avy izahay mivady. Izao indray vo afaka manoratra fa izay vao vacances ny orinasa. Tianay mivady ny mizara aminareo ny fahamarinan’ny tenin’Andriamanitra izay asehony eo @ fiainanay mikasika ny Salamo 20 izay nodinihantsika tany @ lasy voalohany iny. “Hanome anao araka ny fonao anie Izy, ary hahatanteraka ny f
HENIPITIA

HENIPITIA

Manahoana daholo. Nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra dia teraka soa aman-tsara tamin'ny 23/02/2010 tamin'ny 14h40 tao amin'ny hopitaly Loterana SALFA Vohémar i RAMINOSOA Henipitia, zanak'i Henikaja sy Vazoly. Misaotra indrindra antsika rehetra nahatsiaro am-bavaka. Mba apetraka aminareo ny fampitana ny vaovao @ jeunes adultes Antsirabe rehetra azaf