Pas encore inscrit ? Creez un Overblog!

Créer mon blog
SAMPATI 134

SAMPATI 134

Ses blogs

Le blog de SAMPATI 134

sampati134.over-blog.com
SAMPATI 134 SAMPATI 134
Articles : 5
Depuis : 11/03/2009
Categorie : Maison, Déco & Bricolage

Articles à découvrir

Tantaran'ny Fivondronana

Tantaran'ny Fivondronana

T amin'ny taona 1994 no tonga tao amin'ny FJKM Ambohimiadana Fanilo ny Fanabeazana Skotisma izay nohetin'ny Fiangonana Rahavavy FJKM Ambodiafontsy Martiora Navitrika dia navitrika tokoa ny fikambanana tamin'izany koa dia tafatsanagana ofisialy teo anivon'ny Fiangonana sy ny MTEM tamin'ny taona 1996 , ary nahazo ny laharana 134. Nisafidy ny loko Men
Fanekena sy Lalàna

Fanekena sy Lalàna

NY FANEKENA . Eo anatrehan'Andriamanitra sy ny olona ary fahasoavan'i Jesoa Kristy, lohan'ny Fiangonana no anekena fa hanompo an'Andriamanitra hiasa ho an'ny tanindrazana sy ny namana ary hanoa ny lalàn'ny Tily. Iray ny Fanekena Tsy manavaka firazanana na foko na fiaviana ; ho sakaizan'ny olona rehetra, manahaka an'i Baden Powell (Bipi izay namoro
FAMARANANA NY FAHA 15 TAONA

FAMARANANA NY FAHA 15 TAONA

Notanterahana tao @ FJKM Ambohimiadana Fanilo ny Alahady faha 27 Novambra 2011 teo ny famaranana ny fankalazana ny faha 15 taona ny fivondronana faha 134. Nandritry ny volana Novambra moa dia niakarakara ny fihetsiketsehana Scout Event 2, ary nofaranana t@ ny fampisehoana niarahana tamin'ny tarika Voahangy !
VAOVAO FARANY

VAOVAO FARANY

Efa tafatsangana izao ny Birao vaovao ary efa feno tsara koa ny mpiandraikitra omena eto ny sary @ manaraka eh!
FANEKENA MPOANDRAOKITRA SY TONIA

FANEKENA MPOANDRAOKITRA SY TONIA

T@ 11 JOLAY 2010 TEO NO NISY RAHARAHA INDRAY TAO @ FIVONDRONANA NATOLOTRA HO TONIA : KILANDY MAHATOKY TSORENITRA Maranitse FANEKENA MPIANDRAIKITRA : JAINGY Marijo