Moniteur

Moniteur

Moniteur zatovo eto amin'ny Fiangonana Batista Biblika Ankadifotsy Antananarivo Madagasikara Tia hira sy mozika Tia fanatanjahatena na mijery na manao(lomano, foot...) Tia ny manompo an'Andriamaitra indrindra koa Ary tia ny zatovo...

Mon blog

Le blog de zatovo ankadifotsy

Créé le 10/04/2007

Blog sur la vie d'un club d'ados Ce club est relier directement à l'église baptiste biblique Ankadifotsy Antananarivo Madagascar. On y parle dons essentiellement de Jésus et la vie quotidienne.

Catégorie : Parents & enfants

articles : 12

Blogrank: 3 (en savoir plus)

Mes derniers articles

Batisa 4 octobre 2009

Faly miarahaba antsika rehetra indray Ny vaovao faramparany di any fahavitan'ny batisa izay natao tamin'ny 4 octobre 2009 teo teny Ambatofotsy. Ka maromaro tamin'ireo natao batisa no zatovo efa...

Sary Ztovo Taloha vaovao

Bonjour e! Misy sary taloha betsaka azo jerena ao amin'ny album e! Eo amin'ny ilany ankavanana eo misy hoe Album photo Dia mazotoa mijery e! Laza

8 septembre 2009

Faly miarahaba anareo indray ny tenako, Misaotra an'Andriamanitra mandrakariva ny amin'ny fitondrany sy ny fitantanany ny zatovo eto amin'ny FBB Ankadifotsy hatramin'izao. Tanteraka soa amantsara...

22 juillet 2009

Faly indray ny tenanay miarahaba anareo mpamaky hajaina. Ela be zay tsy nanoratra! Inona no vaovao ? Tsisy! Misy ka : 1-Tsy ny 25 juillet indray aloha no manao sortie ny zatovo fa ny 1 août 2009,...

Lundi de pentecote 2009

Salut ! Noho ny fahamaroan'ny ankizy tsy afaka 'tampoka' ny amin'ilay sortie tokony natao tamin'ny alatsinainy teo (lundi de pentecôte) dia nofoanana izany. Ho hita eo amin'ny manaraka izay...

Mitohy ny tantarantsika

Bonjour daholo indray ô! Araka izany dia, miverina amin'ny laoniny ny club du samedi, rehefa avy tsy nisy elaela noho ny kirizy (krimôzel, sy limônady) fa ny sekoly alahady moa iny efa nisy foana....

Ilay 11 janvier 2009

Ialana tsiny raha izao vao manoratra indray fa 'nisy kirizy' Misaotra an'Andriamanitra fa vita soa aman-tsar iny fety iny. Rahefa nataotsika ny jery todika (sur papier) dia hita fa tafita aloha ny...

Joyeux Noël

Salama daholo e! Joyeux noël à toutes et à tous Faly miarahaba anareo tratry ny krismasy 2008 e! Ny vaovao dia misy : Ny an'ny chorale moa no efa vita ny fiderana mikasika ny krismasy fa ny an'ny...

Réunion des Parents

Manahoana indray e! Vita soa indray ny fivorian'ny ray aman-dreny izay natao ny 15 nov teo ary efa nadray anjara amin'ny fitantanana ny fotoana rehefa tsy eo aho ry 'zoky' isany. Misaotra e! Miala...

Sortie le 8 nov 2008

Dia faly indray aho misaotra an'Andriamanitra fa vita soa aman-tsara ny sortie natao teny Ivato. Ary misaotra an-dry tonton Albert sy tantine Vonisoa koa tamin'ny fampiantranoana ny zatovo,...