Derniers articles

Tnk. Sol. 3-1

Publié par ZOUKIMI sur le blog MANAFOSAFO! il y a 1 an

"Teo am-pandriako nony alina dia mazàna nitady ilay tian'ny fanahiko aho" Tnk. Sol. 3-1 Eto anivon'ny alina misandratra, alina tsy tony. Mahazo avara-patana ny korataban'ny fahitalavitra manarinary...

Iny volana iny ...

Publié par ZOUKIMI sur le blog MANAFOSAFO! il y a 1 an

Raha sendra oriory ny fiainanao ry tiana fa sarotra vakina ny elanelantsika, dia iny volana iny banjinina mangina... Fenomanana iny, mizara hafaliana Rehefa tsinana iny, mampita fitsikiana Na misy...

A propos de l'apartheid

Publié par Géraldine sur le blog LES COUPS DE COEUR DE GERALDINE il y a 1 an

Un petit mémo sur le sujet, 3 billets de ce blog touchant à l'Afrique du Sud, donc à l'apartheid, pour vous rééclairer un peu... "Entre 1948 et 1990, l’État sud-africain met en place un régime...

Orok' Anjely

Publié par TAHIRINTSOA sur le blog MANAFOSAFO! il y a 1 an

Tsy safotofoton'oroka foretadretak'ota mifampifotafota no "veloma akia malala" nataony nony niala ... fa oroky ny anjely mihajahaja kely (ho toy ny tsetsatsetsa tsy aritra naely) ... kanefa tena...

3 semaines de self drive safari au Botswana en Août 2008

Publié par Voyageur sur le blog Carnets de voyage il y a 1 an

Ca y est, c’est reparti pour 3 semaines d’aventures en Afrique, entièrement consacrées au safari dans les parcs du Botswana. Pendant ces 3 semaines, le déroulement de nos journées fut simple : -...

Manirery

Publié par ZOUKIMI sur le blog MANAFOSAFO! il y a 1 an

Angamba tsy hitako eto ny lanitra iantsapazana fa feno anao ny foko, Ny maso kely foana no indry mitazatazana ny fitempon' ny fitia, ilomanosan' ireto olona ambadika toloko! Jereo 'ty izy ireto,...

Raha ...

Publié par ZOUKIMI sur le blog MANAFOSAFO! il y a 1 an

Raha toa ve aho ka teto aina firifiry no reko mba nisento ho an' ny ainga izay tovoiziko? Ny fonareo marefo feno irifiry, tomany sy miventso tena saingy tsy nampoiziko Raha misy fo mitempo...

Newsletter oef n°1

Publié par Associations Optima Enfance sur le blog Associations Optima Enfance il y a 1 an

Voici la première Newsletter d'Optima Enfance France. Celle-ci a pu être réalisée grâce au concours de Mathieu (dessin), Cécile (infographisme), Pauline (texte), Marion (texte et mise en page)....

Tsy misy

Publié par ZOUKIMI sur le blog MANAFOSAFO! il y a 1 an

Na misy aza sedra tsy maintsy sedraikoManao hosivoanjo ny fiaina-maliakoMainka hijoro ny fo sy ny saikoTsy maintsy mitohy ny kalom-balihako. Na inona ronjon’ireo herisetraMasiaka fifioka manao...

Hambo-pitia

Publié par Andon' Ny Aina sur le blog MANAFOSAFO! il y a 1 an

Ny foko angamba no feno fitia Sa ve ny fony no efa tsy mila? no efa nambarako izao fa ny aty tsy mba manary na koa hoe midila Ny aminy anefa toa manahiahy Misy fandàvana tsy hay ialàna Na aza...